- Alakamisy 08 Desambra 2022
Actualités.Ambositra Ramatoa iray namoy ny ainy tampoka
Renim-pianakaviana iray manodidina ny 35 taona eo ho eo no fantatra fa namoy ny ainy tampoka rehefa nandalo tany ambadiky ny lisea teknika ao an-drenivohitr’Ambositra omaly maraina.
Hamaky ny tohiny
