• Alarobia 27 Jolay 2022
Actualités.World Cola Manga Mania festival Fahombiazana tanteraka ny andiany faha-11

Fahombiazana tanteraka no azo tamin’ilay hetsika World Cola Manga Mania Festival nokarakarain’ny orinasa Star. Nahazo tombony manokana ireo mpankafy ny kolontsaina aziatika,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Jolay 2022
Actualités.Toetr’andro Hiakatra kely ny maripana amin’ity herinandro ity

Samy nahatsapa hafanana kely avokoa isika teto an-drenivohitra sy ny manodidina nanomboka afak’omaly alahady.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Jolay 2022
Actualités.Fanambakana mpanjifa Tratra Rafifidy sy Patata mpanao saribao hosoka

Lafo dia lafo ny gonin-tsaribao amin’izao eny an-tsena. Misy mahatratra 40.000 Ar izany indrindra taorian’ny niakaran’ny vidin-tsolika no mankaty.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Jolay 2022
Actualités.Kaonty fako amin’ny facebook Toa tazanim-potsiny ireo manakorontana saim-bahoaka

Aiza ho aiza ny mikasika ny atao hoe heloka ana habaka na “cybercriminalite” manoloana ireto kaonty fako anaty tambazotran-tserasera marobe izay hita mazava fa tsy manao afa-tsy manakorontana saim-bahoaka ireto?

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jolay 2022
Actualités.Trafikana volamena 2 kilao latsaka tratra tany Nosy Be

Mitohy ny trafikana harem-pirenena. Volamena milanja 1,795 kg indray no tratran'ny mpiasan'ny fadintseranana tao amin'ny seranam-piaramanidina tao Nosy Be omaly 21 jolay 2022.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jolay 2022
Actualités.Trosa 90 tapitrisa dolara amin'i Inde Tafiditra ao anatiny ny resaka "bus" be

Nankatoavin'ny Filankevitry ny Minisitra ny alarobia 20 jolay 2022 ny hirosoana amin'ny famatsiam-bola avy amin'ny Governemanta Indiana amin'ny alalan'ny EXIMBANK any Inde,

Hamaky ny tohiny
FTT