• Zoma 30 Desambra 2022
Actualités.Pharmalagasy nitory ny « Le Monde Afrique » Aiza ho aiza ilay fitakiana onitra 15 tapitrisa euros ?

Isan’ny nanamarika ity taona ity taona 2022 ity ilay vaovao momba ny fitorian’ny orinasa Pharmalagasy ny Gazety vahiny Le Monde Afrique,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Desambra 2022
Actualités.Talen’ny CROUA Nahazo sazy miantona 2 taona sy lamandy 15 tapitrisa Ar

Tsy niandry ela fa omaly alakamisy 29 desambra ihany dia niakatra tetsy amin’ny Fitsarana Anosy ilay raharaha

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Desambra 2022
Actualités.Madagasikara - Fizahantany 2023 Nosokajian’ny Forbes ho isan’ireo 5 voalohany

Nosokajian’ny gazetiboky malaza Forbes ho isan’ireo toerana mahaliana sy tsy azo hihodivirana mendrika hotsidihina indrindra ho an’ny taona 2023 I Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Desambra 2022
Actualités.Fokonolona ao Isahafa Anosy Avaratra “Toherinay ny fakana an-keriny ny taninay”

Tany voalaza fa an’ny fokonolona sy ny kaominina mirefy 8 hektara ao amin’ny Fokontany Isahafa Kaominina Anosy Avaratra amin’izao fotoana izao no voalaza fa misy miditra sy mandrefy, ka mijoro manohitra izany izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Desambra 2022
Actualités.Rongony Efa misy mivarotra eny amin’ny épicerie

Efa misy mivarotra eny amin’ny toeram-pivarotana enta-madinika koa amin’izao ny rongony. Ramatoa iray mpivarotra

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Desambra 2022
Actualités.Fanjifana zava-maneno Tsy toy ny tamin’ny taon-dasa ny tsena

Mikaikaika avokoa ireo tranombarotra mivarotra zava-maneno eto an-drenivohitra.Nihena be mihitsy mantsy ireo mpanjifa izany raha oharina tamin’ny taon-dasa raha araka ny fanadihadiana natao.

Hamaky ny tohiny
FTT