- Alakamisy 05 Janoary 2023
Actualités.Site Nosy Ve, Anakao Toliara Vorona fady 80 isa hita faty
Vorona fady miisa 80 no fantatra fa hita faty tao amin’ny site Nosy Ve, 3 km andrefan'ny tanànan'Anakao, distrikan'i Toliara II,
Hamaky ny tohinyVorona fady miisa 80 no fantatra fa hita faty tao amin’ny site Nosy Ve, 3 km andrefan'ny tanànan'Anakao, distrikan'i Toliara II,
Hamaky ny tohinyNahazo vahana ireo karazana asa ratsy rehetra nanerana ny Nosy nandritra ny fankalazana ny fetin’ny faran’ny taona sy ny taom-baovao farany teo.
Hamaky ny tohinySady mamelona no mamono ny rano. Zazalahy kely iray vao 12 taona monja no fantatra fa maty latsaka an-drano tao Ambolomadinika Toamasina, afak’omaly Alatsinainy.
Hamaky ny tohinyTsy laitra ny delestazy avy orana ety aminay, hoy ireo mponina eny Fenoarivo, raha ny hita tao anatin’izay andro vitsivitsy nilatsahan’ny orana nanomboka ny faramparan’iny taona 2022 iny izay.
Hamaky ny tohinyNa inona na inona mety hateraky ny taona 2023, tiako ho fantatrareo mpiray tanindrazana amiko dia ianareo
Hamaky ny tohinyZazavavy kely manodidina ny 2 taona eo no hitan'olona narian-dreniny teo amin'ny lalana Sylla midina mankany Ambalabako, Ambatondrazaka
Hamaky ny tohiny