• Alakamisy 08 Septambra 2022
Actualités.AINASOA, te hiasa amin’ny tafika anabakabaka Nasaina teny amin’ny tobin’ny angidimby Ivato

Zazavavy kely iray vao 11 taona monja i Ainasoa. Tao anatin’ny tambajotran-tserasera izy no naneho ny nofinofiny fa te ho lasa miaramila eo anivon’ny tafika anabakabaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Septambra 2022
Actualités.Kaominina Talatamaty Notolorana fitaovam-pamokarana ireo tantsaha mpamokatra

Tantsaha ny 80%-n’ireo mponina ao anatin’ny kaominina Talatamaty, distrikan’Ambohidratrimo. Saika hita sy vokarin’izy ireo ao anatin’ity kaominina ity avokoa ireo karazana legioma maro samihafa toy ny voatabia, ny anana, …

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Septambra 2022
Actualités.Delestazy Rahoviana vao tena hivaha ?

Henjana ny fahatapahan-jiro mifandimby eto Antananarivo sy ny manodidina tato anatin’ny roa andro. Mbola misy fahabangana ny vokatra herinaratra vatsiana eto amin'ny Tambazotra Iraisan'Antananarivo,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Septambra 2022
Actualités.Fonjaben’i Toamasina Mandoa 100 000 Ar ireo gadra dia …

Mandoa 100 000 Ariary isan-kerinandro mitomboka karne dia afaka mipetraka ivelany manohy asa andavan’andro ireo voafonja ao amin’ny fonjaben’Ambalatavoahangy - Toamasina,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Septambra 2022
Actualités.Trafikana volamena 17 kg mahery 60 tapitrisa Ar no kolikoly namoahana azy ?

Ny alin’ny alakamisy 25 aogositra no nahatrarana ireo volamena milanja 17kg mahery saika haondrana any Dubaï no sarona tamin’ny sidina Air Madagascar ho any Paris.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Septambra 2022
Actualités.Sendra izay reny zava-doza Norarahana rano mahamay ny fivavian’ilay zazavavy

Misy mahavanon-doza ny Reny na dia Reny nitondra sivy volana an-kibo izao aza. Porofon’izany ny fahoriana niainan’i Lefitra, ilay zazavavy kely vao 9 taona monja mipetraka ao Ankakafotra, distrikan’Ambositra.

Hamaky ny tohiny
FTT