• Alakamisy 15 Septambra 2022
Actualités.Tetikasa fizarana kopia sy karapanondro Manenjana ihany koa ny Mpiraki-draharahan’ny fitsarana

Taorian’ny SMM (Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara) nanambara ny tsy handray anjara amin’ny fanaovana ny Fitsarana mitety vohitra na “jugement supplétif” sy ny sora-piankohonana izay ahafahana misitraka

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Septambra 2022
Actualités.Nikorapaka ny Fanjakana Omena tambiny ny mpitsara, mpiraki-draharaha,…

Nikorapaka eo anatrehan’ny fikatsoan’ny tetikasa fizarana kopia sy karapanondro faobe ny Fanjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Septambra 2022
Actualités.Katsepy – Mitsinjo Zaza 9 taona maty lanin’ny voay

Nitrangana toe-javatra mampalahelo tany amin’ny tetezana Androhibe, kaominina ambanivohitra Katsepy, distrikan’i Mahatsinjo omaly maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Septambra 2022
Actualités.Yves Rabarijoely “Tsy mila ady na amin’iza na amin’iza aho”

Nivoaka tamin’ny fahanginany, nitondra setriny manoloana ny raharaha ady tany eny Mangarivotra Faravohitra nanononona ny anarany I Yves Rabarijoely Faralahy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Septambra 2022
Actualités.Foto-drafitrasa ao Ankadikely Ilafy Horaisin’ny fikambanana Miotisoa ny fanadiovana sy fikojakojana

Ilana fanaraha-maso akaiky ny fikojakojana ireny karazana foto-drafitrasa misy eny anivon’ireny kaominina ireny mba holovain’ny taranaka faramandimby.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Septambra 2022
Actualités.Sefo fokontany Nakarina ho 40.000 Ariary ny tambin-karama

Nakarina ho 40.000Ariary isam-bolana moa izany ny tambin-karama ho an’ny sefo fokontany, raha ny fampitam-baovao voaray omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT