• Alarobia 21 Septambra 2022
Actualités.ONG C FOR C Manamafy ny fiaraha-miasany amin’ny mpanao gazety

Nanao tombana sy fanaraha-maso ny fiofanana nomeny ireo mpanao gazety am-polony eto Antananarivo renivohitra omaly ny tetikasa Sahala, ao anatin’ny Ong C for C.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Septambra 2022
Actualités.Fifanakalozana ara-barotra Mikaon-doha ny Eoropeanina sy ireo firenena anatin’ny ESA

Nisokatra nanomboka omaly hatramin’ny 23 septambra izao ny fivoriana andiany faha-9 mikasika ny fifanarahana ara-barotra amin’ny Vondrona Eoropeanina sy ireo firenena ao anatin’ny ESA (Eastern and Southern Africa)

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Septambra 2022
Actualités.Mpikamban’ny SYPAMM APMF “Atsaharo ny fampiasana ny anaran’ny sendika…”

Nivoaka amin’ny fahanginany, ka mitaky ny tsy fanaovana fitaovana politika sy fitadiavan-tseza ny SYPAMM (Syndicat de d'Administration Maritime de Madagascar)

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Septambra 2022
Actualités.Ben'ny tanàna rehetra ao Bongolava Mitaky ny hanalàna ny prefen'i Tsiroanomandidy

Mitaky ny hanalana haingana ny prefen’i Tsiroanomandidy amin’ny toerany ny fikambanan’ny Ben’ny tanàna avy any amin’ny Faritra Bongolava.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Septambra 2022
Actualités.Nisy nanondraka tamin’ny asidra Miaina anaty hirifiry tanteraka ny mpanakanto Gosho

Mijafajafa, miaina anaty hirifiry tanteraka ilay mpanankato Gosho, mpanao ny mozika mifangaro avy any Fotsialanana Soanierana Ivongo hatramin’ny omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Septambra 2022
Actualités.Setroka nivoaka tamin’ny haram-bato Hisy fanadihadiana ara-tsiantifika hatao any Tritriva

Misy zavatra hafaha miseho ao amin’ny haram-bato manamorona ny farihin’i Tritriva, 15 km tsy hidirana an’Antsirabe. Ny alakamisy teo no nanomboka niseho ity trangan-javatra hafahafa ity

Hamaky ny tohiny
FTT