• Alarobia 16 Novambra 2022
Actualités.SEG - Jeneraly Serge Gellé “Vonona hanampy amin’ny raharaha Ikongo ny zandary”

Naneho ny Sekreteram-panjakana Miadidy ny zandarimariam-pirenena na ny SEG Jeneraly Serge Gellé omaly teny amin’ny Antenimieram-pirenena nandritra ny firesahana ny fananganana vaomiera mpanadihady ny raharaha Ikongo,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Novambra 2022
Actualités.Mahatsinjokely-Bemahatazana Tanora katolika 2 maty nilatsaham-baratra

Namono olona indray ny varatra tany amin’ny distrikan’i Tsiroanomandidy. Tanora katolika miisa roa no indray maty nilatsaham-potaka, mpino eo anivon’ny fiangonana Katolika Ekar Mahatsinjokely

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Novambra 2022
Actualités.Arivonimamo Nohafahan’ny fitsarana ilay nambara fa mpanolana zaza

Nanohana ny fon’ny maro tokoa ny zava-tranga tany amin’iny distrikan’Arivonimamo iny omaly talata. Lehilahy iray voalaza fa nanolana zazavavy kely iray 13 taona mbola madio mantsy no nohafahan’ny fitsarana ao Miarinarivo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Novambra 2022
Actualités.Raharaha hafahafa Fa lasa aiza ny Tale Jeneralin’ny JIRAMA ?

Ary aiza marina ny Tale Jeneraly vonjimaikan’ny Jirama Atoa Rivo Radanielina no tsy hita tabilao firy taorian’ny 6 novambra? Isan’ireo tokony ho nanao ny tombana an’ireo Tale maro eo anivon’ny Jirama ny tenany,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Novambra 2022
Actualités.Trafika Volamena 56 kg indray no tafavoaka vao tsy ela ?

Herinandro vitsivitsy izay no nahazoana loharanom-baovao fa nisy volanamena am-polony kilao maro saika haondrana teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Novambra 2022
Actualités.Minisitry ny angovo-Olan’ny Jirama “70% tsy fahafehezan’ny teknisianina asa, 30% hasomparana”

Ny 70%n’ ny olana dia vokatry ny tsy fahafehezan'ny teknisianina ny asany, 30% vokatry ny hasomparana”, hoy ny minisitry ny Angovo sy Akoran'afo Ramaroson Andry omaly 14 novambra,

Hamaky ny tohiny
FTT