• Alarobia 23 Novambra 2022
Actualités.Minainaina ny depiote Ratsivahiny “Esory ny DG an’ny JIRAMA rehefa tsy mahavita”

Azo lazaina ho isan’ny distrika mijaly indrindra amin’ny resaka fahatapahan’ny herinaratra lavareny iny distrikan’Atsimondrano iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Novambra 2022
Actualités.Vono olona teny Imerinkasinina 11 nidoboka eny Tsiafahy, 1 eny Antanimora

Olona miisa 12 no voasambotra mikasika ilay ny alatsinainy 14 novambra tokony ho tamin’ny 5 ora hariva, ary natolotra ny fampanoavana omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Novambra 2022
Actualités.Orinasa manetroka be Velon-taraina ny mponina eny Ivato K4 sy K5

Manaitra sy manao antso avo amin’ireo manam-pahefana isan-tsokajiny toy ny Ben'ny Tanànan'ny Kaominina Ivato , ireo mpanolontsaina sy ny mpitandron'ny filaminana rehetra ary ny Sefo distrika an’ Ambohidratrimo ny vahoaka ao

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Novambra 2022
Actualités.Durlin Retogniane “Tokony hitandrina amin’io werawera fotsiny io ny fitondrana ”

Nisarika ny sain’ny be sy ny maro ny fitsenana mpandray anjara tamina fifaninanana iray tany Morondava satria nanetsiketsehana olom-panjakana,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Novambra 2022
Actualités.Vehivavy manana fahasembanana Manan-jo hisitraka ireo tolotra eny anivon’ny tobim-pitsaboana

Manana zo hisitraka ireo tolotra ara-pahasalamana maro samihafa eny anivon’ny tobim-pitsaboana ireo vehivavy manana fahasembanana eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Novambra 2022
Actualités.Randrana sendikaly “Efa ho 3 volana notanana am-ponja noho ny asa sendikaly i Sento”

Andro vitsy sisa dia feno 3 volana no nitazomana ny kamarady Sento tany am-ponja, noho ny asa sendikaly, hoy ny avy eo anivon’ny Randrana sendikaly omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT