• Alarobia 30 Novambra 2022
Actualités.Tsena malalaka ara-barotra Tokony hanana tanjona isika mialoha ny hidirana aminy

Tanterahina mandritra ny roa andro eto Antananarivo ny Dinika nasionaly hifanakalozan-kevitra sy hampahafantarana ny zava-misy momba ny ZLECAF na Faritra ara-barotra

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Novambra 2022
Actualités.Delestazy efa ho 13 andro Nihetsika ihany koa ny vahoakan’i Moratsiazo Ampefy

Mitohy ny hetsika fanehoam-pahatezeran’ny mponina manakaiky ny làlam-pirenena voalohany sy ny mifandray amin’izany noho ny delestazy lava.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Novambra 2022
Actualités.Hetra alaina amin’ny sekoly tsy miankina 90.000 Ariary lasa 3 tapitrisa Ariary

Nanao antsoavo amin’ny ben’ny tanànan’Antananarivo renivohitra sy ny mpanolontsain’ny tanana mikasika ny hetra takiana amin’ireo sekoly tsy miankina amin’ny fanjakana omaly ireo mpanabe ao anatin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Novambra 2022
Actualités.Sekoly tsy miankina amin’ny finoana Mitaky ny hampitoviana saranga ny sekoly rehetra

Nampahafantarina tetsy Andavamamba omaly ny fijoroan’ny sekoly tsy miankina amin’ny finoana eto Madagasikara. 41 000 eo no isanay erak’i Madagasikara, hoy ny mpitondra tenin’izy ireo, Célin Rakotomalala.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Novambra 2022
Actualités.Fihinanana Atsantsa boriloha Olona 7 naiditra hopitaly tao Tolagnaro

Olona miisa fitobe izao omaly no voatery naiditra hopitaly tany Analapatsy, distrikan’i Taolagnaro, Faritra Anosy. Raha araka ny fantatra dia tratry ny fahapoizinana ara-tsakafo vokatry ny fihinanana Atsantsa boriloha na "requin" izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Novambra 2022
Actualités.Manara-penitra petatoko tao Morondava Boriboriana ny resaka, iza no tompon’antoka ?

Nirodana ny sabotsy 26 novambra lasa teo ny tranoben'ny kolontsaina tao Morondava, araka vaovao avy any an-toerana, ary nohamafisin’ny Minisiteran’ny serasera sy ny kolontsaina.

Hamaky ny tohiny
FTT