• Talata 23 Mey 2023
Actualités.Ny delestazy miha zava-doza Ny Jirama hampiditra jiro amina tokantrano 200 000...

Namoaka serasera ny Jirama sy ny Minisitry ny Angovo Atoa solo Andriamanampisoa omaly 22 may, nanambara fa kaontera 5000 no hatomboka hapetraka amin’ity herinandro ity,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Mey 2023
Actualités.Delestazy nanerana an’Antananarivo Nambara fa nigebona indray ireo milina 3 any Andekaleka

Misy tsy fahatomombanana tampoka ireo milina mpihary herinaratra miisa telo ao Andekaleka ka mahatonga tsy fahampian'ny tanjaky ny herinaratra amin'ny ankapobeny eto amin'ny Tambazotra Iraisan'Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Mey 2023
Actualités.Antanimalandy Mahajanga Fiara 12 sy trano iray may kila forehitra

Camions citernes plateaux 2, tracteurs 4, remorques bâchés 3 ary remorques citernes 3 no kila hotohoton'ny afo tao amina garazy iray teny Antanimalandy,Mahajanga,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Mey 2023
Actualités.Fetin’ny reny sy pentekosta Azo hatao tsara ny mividy fanomezana na dia sahirana aza

Afaka andro vitsy monja dia hankalaza ny fetin’ny Pentekosta isika. Herinandro aorian’izay ihany koa dia hankalaza ny fetin’ny Reny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Mey 2023
Actualités.Fahatapahan’ny herinaratra Lasibatra ihany koa ireo manao asa any an-trano

Ankoatry ny fahasimban’ireo fitaovana mandeha amin’ny herinaratra dia mihisatra koa ny katrokonja na «connexion»

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Mey 2023
Actualités.Fampiasana tekinika vaovao tao Anjanadoria

97% ny taha-pahaveloman’ireo hazo novolena

Hamaky ny tohiny
FTT