• Alatsinainy 19 Jona 2023
Actualités.Asso Fanantenana « Azo arindra amin’ny tekinolojia ny fihavanana sy firaisankina »

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny CCIA Antaninarenina ny sabotsy teo ny fikambanana Asso Fanantenana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Jona 2023
Actualités.Manjakandriana Rongony sy zanaka rongony 50 fototra no tratra

Voly rongony 45 fototra sy zanaka rongony na pepiniere 5 fototra milanja 4 kilao no nongotana sy nogiazana tany amin’ny distrikan’i Manjakandriana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Jona 2023
Actualités.Miverina ny delestazy lavareny Mahazo tsiny hatrany ny ririnina

Miverina amin’ny heriny tanteraka indray ny delestazy nanomboka ny alarobia lasa teo. Na ny atoandro na ny alina dia misy fahatapahana lavareny indray,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Jona 2023
Actualités.Cacao tsara kalitao Niady ny hitazona ny laharana voalohany isika

Nampiantrano ny fivorian’ny manam-pahaizana manokana momba ny cacao tsara kalitao indrindra na “Panel du Cacao fin” I Madagasikara tamin’ity herinandro ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Jona 2023
Actualités.Delestazy nihamafy indray Olana teknika marina sa lany vola indray ?

Raha efa somary nihanalefaka ny delestazy tamin’ity herinandro ity, dia nanomboka somary nihamafy indray izany ho an’ny omaly 14 jona. “

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Jona 2023
Actualités.Fitsarana Anosy Mpijirika 2 no tratra

Nanomboka ny alatsinainy 12 sy ny talata 13 jona 2023 dia mpijirika miisa 2 sahady no tratra, hoy ny fampitam-baovao avy eo anivon’ny minisiteran’ny fitsarana omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT