• Talata 01 Aogositra 2023
Actualités.Antananarivo Mirongatra sy mahazo vahana ny halatra tany

Mirongatra sy mahazo vahana ny halatra tany eto an-drenivohitra sy ny manodidina. Miseho amin’ny endriny maro samihafa

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Jolay 2023
Actualités.Distrikan’Anjozorobe Nahazo ozinina fanodinana menaka sy soja

Hihatsara ny fiharian'ny tantsaha mpamokatra soja sy voanjo any Anjozorobe!?

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Jolay 2023
Actualités.RAY MPANOLAN-JANAKA Efa misy maromaro ao Antanimora

Tena tsy azo hatokisana intsony izao na dia ny Ray niteraka aza ho antsika manan-janaka vavikely. Tsara raha beazina tsy hanao fihetsika hafahafa,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Jolay 2023
Actualités.VILLAGE TOURISTIQUE MAHAJANGA Tsy misy jiro, lasibatry ny mpanendaka ny vahiny

Lasa hanjakan'ny mpanendaka sy mpanao sinto-mahery tanteraka raha vantany vao manomboka eo amin’ny 06 ora hariva ny ao amin’ny Village Touristique Mahajanga.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Jolay 2023
Actualités.Paul Rabary “Lalaon’ny nosy sa fampianarana no zava-dehibe ?”

Anaty krizy tanteraka ny fanabeazana eto Madagasikara, hoy ny filohan’ny antoko politika Ny Fireneko sady minisitry ny fanabeazana teo aloha,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Jolay 2023
Actualités.Mpandraharaha mpikojakoja làlana Manahy fampanantenana poakaty indray

Mbola misy hatrany ny vary mangatsiaka tamin’ny raharaha FR (Fonds Routier) ka nahalasibatra orinasa maro tamin’ny sehatry ny asa vaventy mpanamboatra làlana.

Hamaky ny tohiny
FTT