- Alatsinainy 03 Aprily 2023
Actualités.Paraky - Ouest Mananjara Mampitaraina ny maro ny haavon’ilay tetezam-by
Tena mampitaraina olona maro ny haavon’ny tetezana etsy Paraky Ouest Mananjara, Boriborintany fahaefatra.
Hamaky ny tohinyTena mampitaraina olona maro ny haavon’ny tetezana etsy Paraky Ouest Mananjara, Boriborintany fahaefatra.
Hamaky ny tohinyNitombo hatrany amin’ny 20% ireo olona marary tonga manatona mpitsabo tato anatin’ny iray volana teo ho eo izao,
Hamaky ny tohinyTovolahy roa izay voalaza fa iraitampo no tratra nitsindrona zava-mahadomelina mahery vaika tao an-tokantranony tetsy Ampefiloha ny faran’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohinyFeno 10 taona katroka ny 31 martsa teo ny haino aman-jery rahavavy Kolo TV/FM ary nanamarika izany tetsy Antanimena ny zoma hariva teo.
Hamaky ny tohinyNanaovan’ny vadintany niaraka tamin’ny zandary bemidina ny toeram-piasan’ny La Gazette de La Grande Ile tetsy amin’ny Villa Pradon Antanimena omaly, ary noraofina avokoa ny entana rehetra.
Hamaky ny tohinyNivoaka tamin’ny fomba ofisialy ny faran’ny herinandro teo tetsy amin’ny Espace Fenitra By pass ny andiany
Hamaky ny tohiny