- Talata 27 Jona 2023
Actualités.Herinaritry ny Jirama Afaka mandeha ara-dalàna ihany rehefa fety
Nanamarika ny fiainana andavanandro tao anatin’izao fitondrana Rajoelina izao ny delestazy mandavan-taona. Marina fa mety nisy
Hamaky ny tohinyNanamarika ny fiainana andavanandro tao anatin’izao fitondrana Rajoelina izao ny delestazy mandavan-taona. Marina fa mety nisy
Hamaky ny tohinyNy faran’ny herinandro lasa teo no navotsotra noho ny fifanarahana teo amin’ny Fitondrana Malagasy sy ny Fitondrana Frantsay ilay Kolonely Frantsay misotro ronono Philippe François,
Hamaky ny tohinyTovolahy miisa 06, 14 ka hatramin'ny 20 taona no nosamborin’ny Polisy miasa ao Toamasina ny alin’ny 25 Jona teo tokony tamin'ny 09 ora sy sasany rehefa nanakorontana nitora-bato mpijery lanonana.
Hamaky ny tohinyNotebahan’i Marc Ravalomanana imasom-bahoaka ny Minisitry ny serasera Rtoa Lalatiana Rakorondrafy izay teo anoloany omaly, nandritra ny famoriana ireo mpanao politika notarihin’ny CENI.
Hamaky ny tohinyPorofo miharihary maneho ny tsy fahaiza-mitantan’ny Fanjakana Rajoelina TGV Mapar io delestazy mandavan-taona io.
Hamaky ny tohinyAmin’ny ankapobeny dia manimba tontolo iainana ny ankamaroan’ny asa hataon’ireo orinasa sasany eto amintsika. Anisan’izany ireo mamoaka rano maloto avy amin’ny akora hampiasaina, setroka mainty…
Hamaky ny tohiny