• Alakamisy 21 Septambra 2023
Firaisankinan’ireo administratera sivily. “Tsy atokisana intsony ireo! Tsy maintsy hirefotra ity…”

Mandeha ny fotoana, hoy ny Firaisankinan’ireo administratera sivily na “Collectif des administrateurs civiles” nanao fanambarana tetsy Mahamasina omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Septambra 2023
MAHAZO VAHANA NY DORO TANETY. Velaran-tany 600 ha kila forehitra tany Marohogo Betsiboka

Manomboka mahazo vahana ny doro tanety any amin’iny faritra avaratra andrefan’i Nosy iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Septambra 2023
Fanosoram-potaka amin’ny Facebook. Mialokaloka ao anaty fitondrana ireo atidoha…

Mihazakazaka ny endrika fanalam-baraka sy fanosoram-potaka atao an’ireo olona tsy dia mitovy fomba fijery politika amin’ny fitondrana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Septambra 2023
LAZARET ANTSIRANANA. Trozona 10 metatra hita faty

Nahitana trozona maty indray tany Lazaret Antsiranana, afak’omaly Talata 19 Septambra. Mirefy 8 hatramin'ny 10

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Septambra 2023
Hazakazaka ho an’ny . fandriampahalemana Hatao ny alahady 24 septambra, hanasana ny rehetra

Hotanterahina ny alahady 24 septambra ho avy izao ny “course pour la paix” na “Hazakazaka ho an’ny fandriampahalemana”,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Septambra 2023
VOKATRY NY FIALONANA. Nisy nanapoizina i Larissa rehefa nahazo vady vazaha ?

Mbola tena voninahitrabe ho an’ireo tovovavy any amin’ny faritra indrindra fa ao Toliara ao ny fahazoana vady vazaha.

Hamaky ny tohiny
FTT