• Alatsinainy 04 Novambra 2024
Mpitsara naato sy notapahana karama. Mifanenjana ny SMM sy ny Minisitera…

pana ny teontolon’ny Fitsarana, indrindra eo amin’ny sendika sy ny Minisitera.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Novambra 2024
Fokontanin'Ambohitrakely. Tafahoatra ny fitadiavam-bolan'ny mpitantana

Velon-taraina ankehitriny ireo mponina eny amin'ny Fokontanin'Ambohitrakely satria dia tafahoatra

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Novambra 2024
FITRANDRAHANA VOLAMENA. Mitady hiditra an-keriny ao Nosy Varika ny Sinoa

Tadiavin’ireo tera-tany Sinoa hidirana an-keriny ny fitrandrahana volamena ao amin’ny ranon’i Fanantara

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Novambra 2024
Pr Jonah Ratsimbazafy. "Rehefa tonga anaty fitondrana ilay manam-pahaizana dia tsy miteny intsony!"

Namana daholo ireo mpitondra fanjakana ireo ary betsaka no manam-pahaizana amin'ireo, hoy ny Pr Jonah Ratsimbazafy,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Novambra 2024
Tsy eken’ny ao Port Berger ny fanesorana ny CED. Mitaky ny hanalana ny delegen'ny serasera an'ny fanjakana

Nisy omaly ny fanambarana iombonana nataon'ireo kandida tsy miankina amin'ity

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Oktobra 2024
Famoahana 300 tapitrisa Ar isan'andro. Tsy antenaina haharitra ny hiodinan’ireo milin’ny Jirama…

nifoha indray ny ambara fa vahaolana vonjimaikan’ny Fanjakana Rajoelina hanalefahana hatrany amin’ny 80%

Hamaky ny tohiny
FTT