• Alatsinainy 24 Jona 2024
AMBOHIDRAPETO. Hangotraka ny « podium » rahampitso hariva

Hiavaka ny fankalazana ny Fetim-pirenena 26 Jona ho an’ny kaominina Ambohidrapeto, distrikan’Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Jona 2024
AMBOHIBAO ANTEHIROKA. Mpianatra kely maty nianjera avy eny amin’ny rihina faharoa

Zazavavy kely mpianatra vao 8 taona monja no fantatra fa nianjera teny amin’ny rihina

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Jona 2024
Abattoir Dynamique Solidarité. «Aoka mba ho ny tena fahamarinana no hivoaka!»

Tamin’ny fifidianana filoham-pirenena no efa niteny izahay fa tokony alamina aloha ny tokontanim-pifidianana,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Jona 2024
PHO RESTO Ankorondrano. Miala any ny « Barbecue Grill »

Mikaroka hatrany ny hevitra hanomezana fahafam-po ny mpanjifa ny PHO Resto,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Jona 2024
KAOMININA ALASORA. Zokiolona 1.500 isa nozaraina fanomezana

Zokiolona 1.500 isa nanomboka omaly Alakamisy 20 Jona no nozaraina fanomezana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Jona 2024
Fanadalana zaza tsy ampy taona, fihetsika mamoafady. Voaheloka 5 taona an-tranomaizina Rakotobe

Ny herinandro voalohan’ny volana mey no vaky am-batolampy, niparitaka ny horonan-tsary maneho ny fehetsika

Hamaky ny tohiny
FTT