Actualités
- Talata 25 Mey 2010
Actualités.Fiarovana ny tontolo iainana Votsotra ny 1 miliara dolara
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Miaramila, zandary sy polisy avy ao amin’ny Emmo-Reg tamina fiarabe 10 sy fiara 4X4 telo, no niantsona teo afovoan’Analakely omaly tontolo andro.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny zava-niranga teny amin’ny FIGN Fort Duchesne dia maro ireo fihaonana sy fivoriana notanterahana teo anivon’ny foloalindahy ary araka ny tsiliantsofina re dia manomboka misy hevitra vaovao mipoitra, avy any amin’ireo manamboninahitra sasany, ho amin’ny fandaminana ny foloalindahy amin’izao fotoana.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny