• Talata 25 Febroary 2025
FAHAKETRAHANA ARA-TSAINA. Ny 3%-n’ny olona manerantany no miaina izany

Ny 3%-n’ny olona manerantany no fantatra fa tratry ny fahaketrahana ara-tsaina amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Febroary 2025
Fantiantoka 250 tapitrisa dolara isan-taona. « Mety hitohy amin’ny taona ho avy sy aoriany ny delestazy… »

Miharatsy hatrany fa tsy mety tafavoaka ny tontolon’ny angovo sy herinatra eto na mirarakopana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Febroary 2025
Trano fandraisana lanonana. Miaina krizy, zara raha misy manofa

Raha volana Desambra dia efa saika feno ny andro Sabotsy sy Alahady hanaovana mariazy sy hifampiarahabana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Febroary 2025
Faritra Analamanga. Tafakatra 26 ny isan'ireo toerana fandraisana traboina

Tafakatra 26 isa ny toerana fandraisana ireo traboina eto amin’ny Faritra Analamanga

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Febroary 2025
RN 1. Lehilahy iray tratra ny nitondra rongony 3,3kg

no saron'ny tobim-paritry ny zandarimaria misahana ny fifamoivoizana tamin’iny lalam-pirenena voalohany na RN1,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Febroary 2025
Fotoam-pahavatra sy ny politika. Misokatra ny fitsidihana sy tosika traboina

Niditra an-tsehatra tamin’ny fizarana vary 10kg isam-pianankaviana, paty, ronono mandry, menaka,

Hamaky ny tohiny
FTT