• Alatsinainy 07 Jona 2010
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Jona 2010
Actualités.Kolonely Raymond Nohenoin’ny mpitsara zokiolona

Navoaka teny Tsiafahy indray dia nentina teo anoloan’ny mpitsara zokiolona (Doyen des juges) omaly ny Lietnà-Kolonely Raymond Andrianjafy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Jona 2010
Actualités.Emmo-Reg Nanao bemidina teny Antanimora

Fiara tsy mataho-dalana roa miampy Jeep iray feno miaramila mirongo basy no tonga teny amin’ny fonjan’Antanimora ny misandratr’andron’ny alakamisy 03 jona.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Jona 2010
Actualités.Raharaha 7 febroary Hotsaraina amin’ny 23 jona

Nambaran’ny Minisitry ny Fitsarana, Christine Razanamahasoa, fa hotsaraina amin’ny 23 jona izao ny raharaha 07 febroary.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Jona 2010
Actualités.Fitrandrahana vy any Soalala Ho henjana ny fanaraha-maso ny tontolo iainana

Nandritra ny fivoriana izay natao tao amin’ny lapa maitson’Anosikely ny alakamisy 03 jona tokony tamin’ny 10 ora maraina no namelabelaran’ny Minisitra FAT isany Ratovomalala Mamy (harena ankibon’ny tany) sy Rajaonarimampianina Hery (fitantanam-bola) ny momba ny tetikasa fitrandrahana vy any Soalala sy ny hampiasana ny vola 100 tapitrisa dolara izay azo avy amin’ny mpandraharaha Sinoa izay hanao io fitrandrahana io

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Jona 2010
Actualités.Kaominina Fianarantsoa Tsy nandray karama roa volana ny mpiasa

Mandalo fahasahiranana ireo mpiasan’ny kaominina Fianarantsoa renivohitra. Roa volana tsy nandray karama izy ireo ankehitriny satria tsy voaloan’ny kaominina hatramin’izao ny karama volana aprily sy mey raha ny fanazavan’ny mpiasa.

Hamaky ny tohiny
FTT