• Zoma 18 Jona 2010
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Jona 2010
Actualités.Mpikambana Acoa Nirotsaka an-dalambe nitaky ny volany

Tapitra omaly alarobia ny fe-potoana 48 ora nomen’ireo mpikambana eo anivon’ny Acoa Toamasina hanokafana ny Caisse Acoa hakan’izy ireo ny volany. Nirotsaka an-dalambe ireo mpikambana omaly rehefa tsy nahazo valiny nahafa-po.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Jona 2010
Actualités.Filankevi-panjakana Nolavina ny didy fanafoanana ny fanidiana ny Radio Fahazavana

Naharitra adim-pamantaranandro maromaro ny fitsaran’ny Filankevi-panjakana na ny «Conseil d’Etat» ireo raharaha telo izay heverina ho «goavana» amin’izao fotoana satria mahakasika ny raharaham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Jona 2010
Actualités.Behoririka Nitroatra ny mpivarotra, polisin’ny tsena iray no naratra

Nisavoritaka ny teny Behoririka teny omaly maraina. Tonga nandroaka ny entan’ireo mpivarotra amoron-dalana am-polony maro ny fiaraben’ny CUA iray sy ny mazda iray, nitondra ireo polisin’ny tsena tokony ho 30 lahy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Jona 2010
Actualités.Kaominina Ivato Firaisana Misy miandry hanendrena Pds koa

Andrasan’ny maro ny fampiharana ny lalàna amin’ny fametrahana Pds vaovao hitantana ny kaominina Ivato Firaisana. Araka ny fantatra mantsy dia efa dila ny roa volana, fe-potoana voatondro tokony hitondran’ny lefitry ny Ben’ny tanàna ny kaominina taorian’ny fahabangan-toeran’ny Ben’ny tanàna nanomboka ny 08 aprily lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Jona 2010
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
FTT