• Zoma 07 Janoary 2011
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Janoary 2011
Actualités.Mpampianatra FRAM Toamasina Nitokona nanoloana ny DREN Atsinanana

Nirohotra teo anoloan’ny biraon’ny DREN Atsinanana ireo mpampianatra FRAM avy ao Toamasina I sy Toamasina II, noho ny tambin-karaman’izy ireo efa-bolana, ny volana septambra, oktobra, novambra ary desambra 2010, tsy mbola voarainy hatramin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Janoary 2011
Actualités.Fanafihana mitam-basy Misy olona ambony mifandray telo amin’ny jiolahy

Ny zandary misahana ny heloka be vava no mandray an-tanana ny fanadihadiana manodidina ny fanafihana ny volan’ny orinasa Keangnam ao Tsararivotra, mitentina 400 tapitrisa ariary latsaka kely farany teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Janoary 2011
Actualités.Raharaha FPVM «Fanalana devoly mihitsy no natao», hoy ireo mpiandry

Omaly dia natolotra teny amin’ny Fitsarana ireo olona fito voarohirohy tamin’ilay resaka horonantsary mamoafady notontosaina tao amin’ny fiangonana Fpvm Antaninanandrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Janoary 2011
Actualités.Printsy Manjakavelo Miandrandra governemanta taratry ny fifandanjana isa-paritra

Isan’ireo vondrona politika mandray anjara amin’ny fifampidinihana vaovao izay mandeha amin’izao fotoana ny Escopol.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Janoary 2011
Actualités.Serasera 2010 Radio sy Tele miisa 91 no nakatona

Fito volana no nitantanan’i Malazarivo Félix ny ministeran’ny Serasera, nandimby toerana an’i Nathalie Rabe.

Hamaky ny tohiny
FTT