- Alarobia 12 Janoary 2011
Actualités.Vary Resaka serasera no nampiakatra ny vidiny
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Anisan’ireo tsena eto Iarivo namboarina manokana tamin’ireny andron’ny Lalaon’ny Nosy ny taona 2007 ireny ny etsy amin’ny 67 ha akaikin’ny Havana.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Nanomboka omaly alatsinainy ny fanadinana hidirana mpiasam-panjakana ambony eto amintsika. Isany misy foibem-panadinana amin’izany ny ao Toamasina, izay atao ao amin’ny GEC Ratsimilaho.
Hamaky ny tohinyNanao valandresaka hoan’ny mpanao gazety ny avy amin’ny fiangonana FPVM omaly, notarihin’ny pastera Randrianatoandro Joseph. Taorian’ilay raharaha horonantsary izay natao tao anatin’ity fiangonana ity ny 19 aogositra 2010 dia misy indray ny horonantsary iray hafa tahaka ilay teo ihany saingy olona hafa indray no milalao azy.
Hamaky ny tohiny