- Zoma 11 Janoary 2013
Actualités.Fanolanana zaza tsy ampy taona Mpitarika sekta iray hiakatra fitsarana ny 21 janoary
Ny 21 janoary ho avy izao indray no fantatra fa hiakatra fitsarana ilay raharaha fanolanana tovovavy iray 16 taona mahavoarohirohy an’ilay mpitondra fivavahana amina fiangonana zandriny iray eny Atsimondrano eny.
Hamaky ny tohiny