Grand Zaw

> Efa 2,33 metatra nefa tsy mitsahatra mihalava


  • Sabotsy 17 Aogositra 2013


Avy any Birmanie i Win Zaw Oo. 36 taona izy ankehitriny ary mirefy 2,33m be izao. "Grand Zaw" no anaram-bositra omen’ny mpiara-monina aminy noho izy mijoalajoala. Tsy misy kiraro antonona ny tongony. Aretina tsy fahita loatra atao hoe : “acromégalie” no mahazo azy. Avy amina fianakaviana sahirana any Birmanie izy. Sahirana tamin’ny fitsaboan-tena, ka ny malalatanana no mandray an-tanana azy. Any Singapour i Grand Zaw ankehitriny mitsabo tena.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT