Traganam-piainana

> Nampangaina ho nanolana tovolahy tsy ampy taona, nametraka fitoriana ilay ramatoa


  • Sabotsy 17 Aogositra 2013


Mitohy tokoa araka ny nanambarantsika azy teto omaly ny tantara eo amin’ilay resaka hoe vehivavy nanolana zatovolahy tsy ampy taona teny Andranomena. Fantatra mantsy izao, araka ny fanazavana nomen’ity ramatoa ity nivantana, fa nametraka fitoriana an’io tovolahy io izy noho ny vono nataony taminy raha nikasa haka an-keriny an’ilay zazakely zanak’izy roa ity lehilahy ity. Taratasy tsy fahafahana miasa 13 andro avy amin’ny dokotera no porofo entin’ity ramatoa 38 taona ity ny fandratrana nahazo azy. Ny volana oktobra 2012 izy no nigadra 4 andro teny Antanimora noho ity raharaha ity ary ny 31 martsa 2013 no teraka an’ilay zanak’izy roa. Tena nifankatia tsara sy niara-nonina izy roa ireto tany am-boalohany no voararan’ny fianakaviana nony taty aoriana.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT