• Alarobia 23 Oktobra 2013
Efa-taonan’ny tetezamita
Ampy hitsarana ireo kandidam-panjakana

Nanezaka mafy ary tena nanao izay faraheriny handresen-dahatra ny mpifidy nandritra ny propagandy ireo kandida nosokajian’ny mpanara-baovao fa kandidam-panjakana dia Atoa isany Hery Rajaonarimampianina, Hajo Andrianainarivelo ary ny jeneraly Camille Vital.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Oktobra 2013
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Oktobra 2013
Sikonina Victor
Niala tamin’ny fahanginany

Amin’izao fampielezan-kevitra madiva hifarana izao, maneho hevitra momba ny fahitany ny fifidianana i Sikonina Victor, ambasadaoro Malagasy any Chine sady filoha lefitry ny antoko PFM.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Oktobra 2013
Fanakorontanana sa tena nisy ?
Nisahotaka i Toamasina iray vohitra fa hoe misy hala-jaza

Nisavoritaka ireo sekoly tao Toamasina omaly, indrindra ireo mampianatra ankizy madinika. Niely ny feo fa misy hala-jaza ka samy nilomay nitsena ny zanany avokoa ireo ray aman-dreny. Nandrava ny mpianatra nialoha ny fotoana avokoa ireo sekoly.

Hamaky ny tohiny
FTT