Fanafihana mitam-basy

> Mpivarotra fahana voaroba, very vola sy môtô


  • Talata 22 Oktobra 2013


Mpiasan’ny Airtel Toamasina, mpamatsy fahana sady mpaka vola, no voatafika omaly tokony ho tamin’ny folo ora antoandro tao Mangarivotra. Lasan’ny jiolahy avokoa ireo vidin’ny fahan’ny Airtel sy ny moto fitondrany miasa. Tsy nisy aloha ny basy nipoaka na faharatrana fa ny tahotra sy fitaintainana no maro. Vao nahazo ireo nilainy ireto jiolahy ireto dia lasa tahaka ny tsy nahavita heloka. Efa eo am-pelatanan’ny mpitandro ny filaminana ny raharaha ka ho hita eo ny ho tohin’ny fikarohana ireo jiolahy.

Rakoutou

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT