• Zoma 04 Aprily 2014
Actualités.Tia Tanindrazana 5 taona

Hisy lalao mety hanova ny fiainanao

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Aprily 2014
Actualités.Fitsaram-bahoaka Mpangalatra moto notapahin-tanana

Tsy nisy tsy nitsetra ireo nahita ity tranga tsy mbola niseho tao Toamasina ity. Lehilahy iray no notapahan’ny olona tanana raha tratra ambodiomby saika hangalatra moto scooter JOG 50.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Aprily 2014
Actualités.Beroroha Mananontanona ny kere, potiky ny valala 85%-n’ny voly

Toy ny valala voatango ny mpiara-belona any amin’ny Distrikan’i Beroroha, Faritra Atsimo Andrefana amin’izao, noho ny firongatry ny andiam-balala.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Aprily 2014
Actualités.Depiote nenjehin’ny Bianco Misy fanangonan-tsonia tsy mazava

Misy fanangonan-tsonia tsy mazavazava any amin’ny Distrika iray misy depiote enjehin’ny fitsarana noho ny fitorian’ny Bianco azy talohan’ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Aprily 2014
Actualités.Trafikana andramena Nirongatra tao anatin’ny efa-bolana

Tena nanararaotra ireo mpanondrana hazo sarobidy eto Madagasikara nandritra ny volana desambra 2013 hatramin’ny volana martsa 2014, hoy i Andriamanga Ralamboson Andry, mpandrindra nasionalin’ny Alliance Voahary Gasy.

Hamaky ny tohiny
FTT