Actualités

Trafikana andramena Nirongatra tao anatin’ny efa-bolana


  • Zoma 04 Aprily 2014

Tena nanararaotra ireo mpanondrana hazo sarobidy eto Madagasikara nandritra ny volana desambra 2013 hatramin’ny volana martsa 2014, hoy i Andriamanga Ralamboson Andry, mpandrindra nasionalin’ny Alliance Voahary Gasy.

 Valo arivo mahery mantsy ireo bolabolana andramena saron’ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny saika haondrana an-tsokosoko ivelan’i Madagasikara nandritra io vanim-potoana nisian’ny fifandimbiasam-pahefana teto amin’ny firenena io. Lesoka goavana ny tsy fahavononantsika hampihatra ny tena lalàna manasazy ireo sokajin’olona voarohirohy tamin’ireo raharaha fanimbana hazo sarobidy, hoy ny AVG. Toa nionona fotsiny tamin’ny fisamborana ireo andian’olona mpanatanteraka ny asa isika fa tsy nieritreritra ny hanao fanadihadiana ifotony ka ahatongavana hatrany amin’ireo mpanome baiko.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakĂ na

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT