Actualités

Depiote nenjehin’ny Bianco Misy fanangonan-tsonia tsy mazava


  • Zoma 04 Aprily 2014

Misy fanangonan-tsonia tsy mazavazava any amin’ny Distrika iray misy depiote enjehin’ny fitsarana noho ny fitorian’ny Bianco azy talohan’ny fifidianana.

 Re tany amin’io fari-pifidianana io fa manangon-tsonia ilay depiote amin’izao fotoana izao. Hivoaka ato ho ato rahateo ny mety ho valin’ny Fitsarana ambony nangatahany ny handravana ny didim-pitsarana nanenjehana azy sy ireo namany tany amin’ny Fitsarana Ambaratonga voalohany. Manentana ny ray aman-drenin’ny mpianatra amin’io fari-pifidianana io hanangon-tsonia hangatahana fitaovam-pianarana ho an’ny mpianatra ilay depiote.

Tsy misy filazana izany anefa ilay taratasy fanangonan-tsonia, araka ny fanamarihana azo. Angonina hatao inona ary ireo sonia ? Sa hampiasaina hilazana ny fanohanan’ny vahoaka any an-toerana azy ?

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakĂ na

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT