• Talata 08 Aprily 2014
Actualités.Taksibe miasa ao Toamasina Tsy misy ara-dalàna ny ankamaroany

Tsy manana alalana hanao asa fitaterana an-tanàn-dehibe eo anivon’ny Kaominin’i Toamasina ireo taksibe miisa 50 miasa ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Aprily 2014
Actualités.Antsirabe Andian-jiolahy ravan'ny polisy

Saron'ny mpitandro ny filaminana avy ao amin'ny polisim-pirenena ireo andian-jiolahy mpanafika sy mpamaky trano tao Antsirabe.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Aprily 2014
Actualités.Avaradoha Efa eo am-baravaran’ny zandary ny fanafihana

Saika isan-kerinandro dia itrangana asan-jiolahy hatrany eny Avaradoha sy Betongolo.

Hamaky ny tohiny
FTT