5,19 : Nihovitrovitra ny tany halina tany atsimo atsinanan’i Frantsa. Tokony ho tamin’ny sivy sy 27 minitra alina ora any an-toerana no nisehoany. Any amin’ny sisin-tany mampisaraka an’i Alpes-de-Haute-Provence sy Hautes-Alpes no misy ny foibeny. Nahatratra 5,19 amin’ny maridrefy Richter ny heriny.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.