Actualités

AmbondronA Tratra ny fanamby


  • Alatsinainy 07 Aprily 2014


 Goavana ! Izay no teny tokana mahafintina ny fampisehoana natolotry ny tarika AmbondronA teto amin’ny tanàna omaly. Ny sehatra dia efa goavana, ny seho natolony koa tsy vitan’izay goavana fa niavaka tamin’izay nomeny hatramin’izay. Ny mpijery koa goavana satria dia nameno ny Coliseum ary notohanam-potsiny aza. Na artista mitambatambatra aza tsy sahy miakatra an’Antsonjombe noho ny fidadasiky ny toerana. Sambany ry Beranto, Kix, Honty, Blanc ary Ranto no niakatra Coliseum fa tratra ny fanamby.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT