- Zoma 10 Janoary 2014
Ankazomanefa-Ankazomiriotra
Dahalo folo nanafika, voasambotra ny telolahy
Azo lazaina fa tena tsy mandry fahalemana iny faritra andrefan’i Vakinankaratra iny amin’ny asan-dahalo. Raha ny tatitry ny mpitandro ny filaminana dia fantatra fa fanafihan-dahalo niisa telo no nitranga tao amin’ny Distrikan’i Mandoto fotsiny ny faramparan’ny taona 2013 iny, anisan’izany ny tany Morafeno, Kaominina Anjoma-Ramaritina.
Hamaky ny tohiny