Notorian’i Diego Maradona any amin’ny Fitsarana ao Dubai ny sakaiza vaviny Rocío Oliva. Hala-bola no antony. Mipetraka any Dubai moa ity kintan’ny kitra arzantina ity ankehitriny. Talohan’io dia fantatra fa afa-jaza tamin’ny volana martsa teo i Verónica Ojeda renin-janany, izay niterahany lahikely iray, Diego Fernando, herintaona.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.