- Alakamisy 08 Mey 2014
Actualités.Olan’ny mpianatra teny Ankatso “Efa milamina”, hoy ny Tale jeneralin’ny CROUA
Efa milamina amin’ny ankapobeny ny olan’ireo mpianatra eny Ankatso mikasika ny fizarana ny trano fonenana raha araka ny fanazavan’ny Tale jeneralin’ny CROUA, Randriamiarinarivo Abel omaly.
Hamaky ny tohiny