• Talata 15 Jolay 2014
Actualités.Mpianaka nifampidaroka an-kalamanjana Niraradraraka ny teny ratsy tsy fampiseho olom-pady

Nahavariana ny mpandalo ny adin’ireto lehilahy sy vehivavy ankalamanjana fandalovan’ny vahoaka tetsy an-tampon-tanànan’i Tanjombato tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo. ...

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Jolay 2014
Actualités.Marary ny tontolon’ny asa tanana Mitaky Minisitera mahaleotena ireo mpanao asa tanana ao Ambositra

Mahatsiaro ho kamboty sy tsy misy mpijery ireo mpanao asa tanana ao Ambositra fa tsy mandeha ny tsena ary tsy mahita hazo fanao akora intsony

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Jolay 2014
Actualités.Mpianatry ny Polytechnique Mitaky ny hanondrotana 100% ny vatsim-pianarana

Nandao ny efitrano fianarana ny ankamaroan’ny mpianatra eny amin’ny Polytechnique Votovorona omaly ka nanapa-kevitra hidina an-dalambe namonjy ny lalam-pirenena voalohany teo amin’ny sampanana Alakamisy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Jolay 2014
Actualités.Fananantany Malagasy Tsy voavaha hatramin’izay ny olana

Olana goavana eto Madagasikara ny sehatry ny fananantany. Io rahateo no nahatonga ny fanenjehana sy fanonganana ny fitondrana Ravalomanana nanomboka tamin’ny taona 2008

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Jolay 2014
Actualités.See Mihira ny fiainana

Ireo trangam-piarahamonina rehetra «Olana» mety mianjady amin’ny olombelona miaina ambany masoandro no jarian’i Sitraka «See» hanjary vazo mampita hafatra sy ho «kolompanahy» mitaona ny rehetra hiantoraka mandrakariva amin’ilay Nahary. Miavaka amin’ilay feo feno angola fanomezam-pahasoavana azony manokana ny tovolahy ary misongadina ihany koa amin’ny fananana tononkira tsara rafitra feno hafatra mafonja izay vokarin-dRasamoely Maurice

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Jolay 2014
Actualités.TAPATAPANY (fanampiny)

Saron’ny zandary ny tambajotra iray mpangalatra fiara minibus sy sprinter teto an-drenivohitra sy ny manodidina. Any Ankazondandy no anafenan’izy ireo ny fiara halatra sy ikarakarana azy mandra-pahavita ny taratasin’ny fiara

Hamaky ny tohiny
FTT