• Zoma 18 Jolay 2014
Actualités.Mihemotra ihany, mihemotra hatrany

Mahajanga Mampiantrano ny fihaonambe nasionaly ny diakona sy ny loholona FJKM

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Jolay 2014
Actualités.Mihemotra ihany, mihemotra hatrany

Mbola mandrafitra paikady ve sa mody fanina mihitsy momba ilay fifidianana ben’ny tanàna ny mpitondra ? Miandry vasoka mantsy hatramin’izao. Tsy nisy resaka na dia fehezanteny iray aza ny momba azy io nandritra ny filankevitry ny governemanta sy ny filankevitry ny minisitra tamin’ity herinandro ity

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Jolay 2014
Actualités.Entana lany daty Feno azy ny tanàna

Miparitaka eny an-tsena eny indray ireo entana lany daty raha nangingina tao ho ao. Anisan’ny ahitana ireo tranga ireo ny tsena lehibe rehetra eto Antananarivo toa an’i Isotry, Andravoahangy, Besarety

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Jolay 2014
Actualités.FIANAKAVIANA Dr LAIVAO MICHEL VICTORIE NOTAFIHANA JIOLAHY NIRONGO BASY, LASA NY VOLA…

Tsy mbola misy mangirana ny raharaha Dr Laivao Michel Victorie na efa nisy aza ny fiakaran’ny raharaha fitsarana ady heloka tamin’ny famonoana azy roa taona lasa izay. Ny alarobia tokony ho tamin’ny 12ora antoandro dia nisy nanafika indray ny vady aman-janany mivarotra ao Ambohijafy atsimo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Jolay 2014
Actualités.Filankevitra ambonin’ny Mpitsara Hanana ireo solontena roa ao amin’ny HCC amin’izay

Ho fantatra anio ireo solontena roa avy amin’ny mpitsara ho mpikambana handrafitra ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana, araka ny voafaritry ny Lalàna fototra sy ny fanapahan-kevitry ny minisiteran’ny Fitsarana nivoaka tamin’ny jolay 2014 lasa teo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Jolay 2014
Actualités.Fivmpama Hanampy ireo mpianatra mpikaroka ao amin’ny Instn

Nihaona voalohany tetsy Andraharo omaly ireo mpianatra avy ao amin’ny ivontoeram-pikarohana «Institut National des Sciences et Techniques Nucléaires» na ny Instn etsy Ankatso sy ireo mpandraharaha ao amin’ny Fivmpama

Hamaky ny tohiny
FTT