• Alatsinainy 21 Jolay 2014
Actualités.AMBEROBE-ANDRANOMANELATRA Lehilahy 70 taona nanolana tovovavy 15 taona

Asa na efa hadalana fa dia itranga-javatra mampalahelo foana eto amintsika. Lehilahy lehibe 70 taona indray mantsy no nahavita nanolana ny zafikeliny vao 15 taona monja tao

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Jolay 2014
Actualités.Profesora Randrianodiasana Julien Jereo ny hoavin’ireo mpianatra 6 arivo ao Mahajanga

Asa na efa hadalana fa dia itranga-javatra mampalahelo foana eto amintsika. Lehilahy lehibe 70 taona indray mantsy no nahavita nanolana ny zafikeliny vao 15 taona monja tao Antanivao-Amberobe, Kaominina Andranomanelatra

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Jolay 2014
Actualités.Ambatondrazaka Raim-pianakaviana namono tena noho ny fahadisoam-panantenana

Mafonja tamin’ity raim-pianakaviana iray any Ambatondrazaka ny namoizany ny vadiny izay mitondra vohoka.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Jolay 2014
Actualités.Ampefiloha Rangahy iray vaky loha voadonan’ny lamasinina

Mbola notahian-janahary ! Lehilahy lehibe iray, 60 taona eo, no voadonan’ny lamasinina teo Ampefiloha ambadiky ny minisiteran’ny Atitany omaly tokony ho tamin’ny efatra ora tolakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Jolay 2014
Actualités.Nicolas Stéphan Alphonse Mahamenatra ny fisian’ny tsy fandriampahalemana any Mahajanga

Marina, hoy ny solombavambahoaka Nicolas Stéphan Alphonse voafidy tao Mahajanga I, fa nandritra iny fivoriana ara-potoana voalohany natrehanay teo iny dia saika niompana tamin’ny ady hevitra mikasika ny raharaha anatin’ny Antenimieram-pirenena sy ny zonay solombavambahoaka ny resaka be dia be tao (samihafa ny hoe tombontsoa sy ny zo fa aoka hazava). Izahay mihevitra fa atao ahoana tokoa no fijery ny vahoaka raha ny raharaha tokantranonay aza tsy milamina ?

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Jolay 2014
Actualités.Dr Randrianandrasana Patrice Mbola atao ihany ve ny fampihavanam-pirenena ?

7 volana no lasa tsy misy mamiratra eto amintsika, hoy i Eric Randrianasolondraibe avy any Antsohihy tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly. Fampatsiahivana ihany izany fa tsy kihana, hoy izy, fampihavanana ara-politika no ilaina

Hamaky ny tohiny
FTT