• Alakamisy 31 Jolay 2014
Actualités.Mampiesona

rak a ny voalazan’ny “Voahary gasy” dia nahatratra 3 200m3 ny andramena voageja tany ivelany ny taona 2009-2013

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Jolay 2014
Actualités.Mpianatra any sina Haloa ny vatsim-pianarana dimy volana

Haloa ny vatsim-pianaran’ireo mpianatra any sina. Nandritra ny tatitra nataon’ny avy eo anivon’ny minisiteran’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika teny Tsimbazaza no nahafantarana izany .

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Jolay 2014
Actualités.Mibodo fananan’olona, manozona… Nidoboka eny Antanimora ilay Pastera sekta

Hafahafa rehefa ny pastera natao hitory ny fahamarinana sy hitondra ny olona any amin’ny fanjakan’Andriamanitra indray no lasa any am-ponja

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Jolay 2014
Actualités.PEPINIERAN’ANTSIRABE: SANGANY AMIN’NY FAMOKARANA ZANAKAZO

Anisan’ireo mpamokatra zanakazo sangany eto Madagasikara ny Pepinieran’Antsirabe izay efa ny taona 1980 no nijoroany. Ara-tantara dia izy no nisantatra ny famokarana zanakazo fihinam-boa teto Madagasikara ary nampianatra ireo hafa nijoro taty aoriana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Jolay 2014
Actualités.Rafolisisoa Hanitra : saro-pady ny vanim-potoana misy antsika izao

An-dalana amin’ny famerenana amin’ny laoniny ny fiainam-pirenena ny vanim-potoana misy antsika ankehitriny ka ilaina fitandremana tanteraka izany, hoy Rafolisisoa Hanitra, filohan’ny «Union Nationale Malagasy des Droits Humains».

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Jolay 2014
Actualités.Aft Andavamamba: hampiantrano ny «jeux de société» andiany faha-19

Miditra amin’ny andiany faha-19 amin’ity taona 2014 ity ny «Salon de jeux de société» karakarain’ny Alliance française Andavamamba miaraka amin’ireo federasiona misahana lalao sy fialamboly

Hamaky ny tohiny
FTT