• Zoma 01 Aogositra 2014
Actualités.SAMPAM-PAMPIANARANA IUGM Kilan’ny afo ny fitaovana rehetra

May nisy nandoro ny biraon’ny sampam-pampianarana IUGM avy eo anivon’ny oniversite Mahajanga ny alahady alina tokony ho tamin’ny 11 ora. Nandritra ny fizahana nataon’ireo mpitandro ny filaminana no nahitana «seringue » roa tao anatin’io birao io izay nahenona fofona lasantsy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Aogositra 2014
Actualités.KAOMININA AMBONIVOHITRA MAHAJANGA Nametrahana trano fivoahana manara-penitra ny isam-pokontany

15 ireo tranom-pivoahana sy fidiovana napetraka isam-pokontany ao Mahajanga. Telo amin’ireo no nasiana fanavaozana ary ny 12 kosa namboarina tanteraka

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Aogositra 2014
Actualités.Marohoho sy Tsimbazaza Lozana moto roa samihafa nandratra olona telo

Nitrangana lozam-pifamoivoizana roa samihafa nefa nifanakaikikaiky omaly teny Marohoho sy teny Tsimbazaza. Ny voalohany dia omaly maraina tokony ho tamin'ny 6 ora teny Marohoho

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Aogositra 2014
Actualités.Mampiesona

Tsy anisan’ireo gazety nantsoin ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena hanatrika ilay valandresaka ho an’ny mpanao gazety nokarakarainy ny Gazety Tia Tanindrazana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Aogositra 2014
Actualités.Mampiesona

Tsy anisan’ireo gazety nantsoin ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena hanatrika ilay valandresaka ho an’ny mpanao gazety nokarakarainy ny Gazety Tia Tanindrazana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Aogositra 2014
Actualités.Ho tara ny fivoahan’ny voka-panadinana BEPC Mitokona ireo mpampianatra mpitsara…

Mitokona ireo mpampianatra mpitsara ny fanadinana BEPC ao Toamasina, noho ny tsy mbola fahazoan’izy ireo ny “vacation 2013”. Manampy trotraka izany ny fakan’ny fanjakana hetra 10% aminy izay efa tsy nisy tao anatin’ny 2 taona.

Hamaky ny tohiny
FTT