- Alarobia 06 Aogositra 2014
Actualités.Fanaraha-maso ny volam-panjakana Nanjakan’ny gaboraraka hatramin’ny 2009
Tsy nahatanteraka ny asa fanavaozana napetraka nandritra ny fitondrana Ravalomanana ny taona 2006 amin’ny fanaraha-maso ny fampiasana ny volam-panjakana ny «Cour des Comptes» nanomboka ny taona 2009, fotoana nitrangan’ny fanonganam-panjakana teto Madagasikara. Nihantona mantsy ny famatsiam-bola avy amin’ireo mpiara-miombon’antoka ara-teknika sy ara-bola
Hamaky ny tohiny