- Alatsinainy 18 Aogositra 2014
Actualités.Mpianadahy iray tampo Nividy omby tamin'ny vola sandoka
Saron’ny mpitandro ny filaminana tany Ambohibary Sambaina ireo olona mpanaparitaka vola sandoka. Ravim-bola 10.000Ar nitentina 200.000 Ariary no tratra tany amin’izy ireo.
Hamaky ny tohiny
