- Talata 19 Aogositra 2014
Actualités.Mampiesona
Natomboka tamin’ny taranja Filozofia ny fanadinana baka ankapobeny omaly maraina ary ny tenim-pirenena anglisy
Hamaky ny tohinyNatomboka tamin’ny taranja Filozofia ny fanadinana baka ankapobeny omaly maraina ary ny tenim-pirenena anglisy
Hamaky ny tohinyMpivarotra omby avy any Atsimo Mitaraina amin’ny afitsoky ny mpitandro ny filaminana
Hamaky ny tohinyNivaha vonjimaika ny olan’ny mpiasan’ny Kaominina Antsirabe renivohitra raha toa ka efa nikononkonona fitokonana ireo mpiasa. Noraisina ny herinandro teo ny karama volana mey 2014 ka izay angamba no antony nampiato ny fitokonana.
Hamaky ny tohinyNy tondro molotra tsy misy porofo indraindray mety hamoizana ain’olona. Ramatoa iray efa mamomamo, nolazaina ho mpangala-jaza no saika matin’ny daroka, ny alahady hariva teo, tao Mahavatse Toliara.
Hamaky ny tohinyRaha mba efa milamindamin-dratsy ny oniversiten’i Mahajanga ary manomboka miverina ny fampianarana eny Ambondrona dia misy andiana mpampianatra mitaky ny hamerenana amin’ny toerany an’i Pr Rabesa Zafera
Hamaky ny tohinyAnarana mifamatotra amin’ny tsy fandriampahalemana any atsimo Remenabila. Mifamahofaho be ny vaovao momba azy. Ny azo antoka aloha dia misy Remenabila. Ny hoe mbola velona sa efa maty no manalasala, ary sarotra ny manamarina ny vaovao.
Hamaky ny tohiny