- Alarobia 27 Aogositra 2014
Actualités.Mampiesona
Niakatra 50Ar farafahakeliny ny kilaon’ny vary ankehitriny
Hamaky ny tohinyNiakatra 50Ar farafahakeliny ny kilaon’ny vary ankehitriny
Hamaky ny tohinyMangetaheta ny fiverenan’ny fampianarana faran’izay haingana ireo mpianatry ny Oniversite Ambondrona ao Mahajanga. Efa niroso tamin’ny fanapahan-kevitra ny hananganana ny «Comité Intérimaire de Direction»
Hamaky ny tohinyLasa any Chine, tamin’ny alatsinainy 25 aogositra 2014 tolakandro teo ny delegasiona notarihin’ny Praiminisitra Kolo Roger. Nambaran’ny Lehiben’ny Governemanta teo am-piaingana teny Ivato fa mitodika aty Afrika ny firenena Sinoa amin’izao fotoana izao. Hifampidinika sy hifandresy lahatra mahakasika ny fiaraha-miasan’ny firenena roa tonta ny anton-dian’izy ireo any.
Hamaky ny tohinyTsy mitana ny andraikitry ny maha filohan’ny Oniversiten’i Mahajanga azy intsony nanomboka ny sabotsy 09 aogositra 2014 teo ny profesora Rabesa Zafera Antoine. Tsy fantatra mazava anefa mandrak’ankehitriny ny antony nanalan’ny filankevitry ny minisitra azy eo amin’io toeran’ny fitantanana ny anjerimanontolo ao Mahajanga

Hamaky ny tohiny« Tsy asan’ny faritra iray ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana”, hoy ny solombavambahoaka Ravelonanosy Mamitiana, voafidy tao amin’ny distrikan’Ankazobe. Nohamafisiny fa tena nilaina ny atrikasam-paritra notontosaina tao Antsirabe, izay niraisan’ireo faritra 9 mifanila.
Hamaky ny tohiny