• Alakamisy 28 Aogositra 2014
Actualités.Sambo “Baltic Marcur” Tsy nitondra Ebola indray, tafiditra tao Toamasina ihany

Omaly maraina no niditra tao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina ilay sambo mitondra ny saina rosiana “Baltic Mercur”, izay nandalo tao Monrovia renivohitry’i Liberia anisan’ireo firenena ao afrika andrefana misy ny trangan’aretina “ebola”. Ny naoty mitondra ny laharana 01-Ebola-MSANP/MIN ny 23 aogositra 2014,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Aogositra 2014
Actualités.TOLIARA – ANTANANARIVO Niakatra ho 52 000 Ar ny saran-dalana, nihavitsy ny mpandeha

Midangana ny vidim-piainana, miakatra ny saran-dalana. Tsy manan-tsafidy ny mpandeha sy ny vahoaka amin’izao. Niakatra ho 52 000 ariary (13%) nanomboka ny zoma lasa teo ny saran-dalana zotra naiionaly mampitohy an’i Toliara amin’Antananarivo

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Aogositra 2014
Actualités.Sprinter nivadika tao Tsinainondry RN 43 34 naratra ka ankizy avokoa ny 5 tamin’ireo

34 naratra mafy ka ny 5 tamin’izy ireo dia ankizy avokoa vokatry ny lozam-pifamoivoizana nitranga ny andron’ny 25 aogositra 2014 teo tamin’ny lalana RN 43 mampitohy an i Soavinandriana sy Sambaina tao Tsinainondry, atsimon’ny tetezan’i Kitsamby ka nivadihana fiara sprinter iray

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Aogositra 2014
Actualités.TAPATAPANY

Nanatrika ny fikaonan-dohampirenen ‘ny holafitry ny mpisolovava teny amin’ny hotely Carlton ny filoham-pirenena omaly. Rehefa nitsangana hiteny ny filoha dia nidina tanteraka ny trano tao amin’ny Ravinala . Ny nahatsikaiky dia tsy tafiditra hatramin’ireo tompon’ny lanonana izay nisy fotoana nahatara azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Aogositra 2014
Actualités.Tononkalo FRAM Novakiana teny Anosy omaly

Efa ela niafiana, Efa ela nijaliana Nefa nangina sy nilamina, Ireto mpampianatra FRAM.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Aogositra 2014
Actualités.JMJ DIOSEZY AMBOSITRA Tanora katolika 2 000 no miatrika izany ao Fandriana

Nanomboka omaly alarobia 27 aogositra tao Fandriana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny tanora (JMJ) eo anivon’ny diosezin’Ambositra. Teny fanevan’ity JMJ Diosezy Ambositra andiany faharoa ity ny “Andao handeha am-pitiavana tahaka an’i Kristy ka mandehana ataovy tonga mpianatro ny firenena rehetra

Hamaky ny tohiny
FTT