• Talata 09 Septambra 2014
Actualités.Mampiesona

Nivoaka ny alarobia 3 septambra 2014 lasa teo ny filaharana momba ny fifaninanana ara-toekarena ho an’ny taona 2014-2015

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Septambra 2014
Actualités.ANKIRIHIRY AVARATRA TOAMASINA Lehilahy mamo lava nanakenda ka nahafaty ny vadiny

Maty nokendain’ingahy Stephan, lehilahy 30 taona ny vadiny antsoina hoe Francia 19 taona. Tao Ankirihiry avaratra P/elle 11/58 misy ny fonenan’izy ireo no nitrangan’ny famonoana, tokony ho tamin’ny 7ora latsaka fahefany maraina

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Septambra 2014
Actualités.Mpangarom-paosy niharan’ny fitsaram-bahoaka Voarasarasa tamin’ny hareza ny tanany

Ela nitoratorahana ity tovolahy vao herotrerony mpangarom-paosy tao amin’ny tsenan’Ambatondrazaka ka sendra ny nahay azy. Andro mazava be izao izy no nangarona ny paosin’ny mpiantsena iray

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Septambra 2014
Actualités.Minisitry ny fanabeazam-pirenena Nifanao velirano tamin’ny mpampianatra FRAM tany Amoron’i Mania

Ny kaominina Tsarasaotra, distrikan’Ambositra Faritra Amoron’i Mania no nanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fampianarana mamaky teny sy manoratra ary mikajy teo amin’ny sehatra nasionaly tamin’ity taona 2014 ity

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Septambra 2014
Actualités.Raharaha mpampianatra FRAM Mitady “Face à face” amin’i Paul Rabary ny filohan’ny Hafari

Raha ny fanambarana heno etsy sy eroa mikasika ny raharaha fitokonan’ny mpampianatra Fram etsy Anosy dia azo ambara fa tena vao mainka miha henjana ny tady eo amin’ireo ankolafin-kery mpifanandrina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Septambra 2014
Actualités.RONONOMANDRY MAMY, FROMAZY Mbola tena mandeha ny tsena, tian’ny olona ny vita Malagasy

Na dia betsaka sy miparitaka eny an-tsena aza amin’izao ireo karazana rononomandry mamy, fromazy avy any ivelany dia mbola tena be mpanjifa sy tian’ny olona tokoa ny vita Malagasy eto amintsika

Hamaky ny tohiny
FTT