• Alarobia 10 Septambra 2014
Actualités.Mpampianatra Fram Tsy matahotra Emmo Reg, hihamafy ny tolona

Mitsipaka marindrano ny filazan’ny minisitry ny fanabeazam-pirenena Rabary Paul ny amin’ny tsy fahafahan’ny fanjakana mandray ireo mpampianatra FRAM miisa 75.000 manerana ny Nosy ireo mpampianatra FRAM mivondrona ao amin’ny ANEFFA

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Septambra 2014
Actualités.Nilefitra ny fanjakana Natsahatra ny fanadihadiana ireo mpiasan’ny Jirama

Nilefitra nanoloana ny fitakian’ny sendikan’ny mpiasan’ny Jirama ny fanjakana ka nanatsoaka ny fitoriana sy fitarainany momba ilay raharaha « court circuit » teny amin’ny trano fonenan’ny filoham-pirenena teny Tsimbazaza

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Septambra 2014
Actualités.Mpivarotra éponge etsy Behoririka Nalana tamin’ny toerany ihany koa

Nifanjevo tetsy Behoririka indray koa omaly ny kaominina sy ireo mpivarotra kidoro éponge, miankina amin’ny tambohon’ny EPP

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Septambra 2014
Actualités.ORINASA MALAGASY

Chocolaterie Robert, mpamokatra sôkôlà tsy zoviana amin’ny maro. Iray amin’ireo orinasa mandray anjara amin’ny hetsika « Salon des Industries de Madagascar » atao eny amin’ny lapan’ny kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina, ny 11 hatramin’ny 14 septambra izao ny orinasa « Chocolaterie Robert ».

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Septambra 2014
Actualités.Trano rava etsy Ankadimbahoaka Namoy ny ainy noho ny hatsiaka sy famoizam-po ny olona iray

Nindaosin’ny fahafatesana ny alatsinainy teo noho ny aretim-po nahazo azy hatramin’ny nandrodanan’ny orinasa Filatex ny trano fonenany sy ireo mpiara-monina taminy tamin’ny volana mey 2014 ny raim-pianakaviana iray 56 taona

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Septambra 2014
Actualités.Fifanarahana ara-pambolena Fanoitra ho amin’ny fampandrosoana

Ny 30%-n’ny vokatra ara-toekarena anatin’ny firenena Malagasy dia avy amin’ny sehatry ny fambolena avokoa

Hamaky ny tohiny
FTT